Andeha hitory (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy tononkira.serasera.org no efa nialoha anay
Izy no ampinganay
Fiarovana, ho anao Izy
Na sarotra ny lalan-kaleha
Hizara izahay, dujdvfd ny sitrakao ry Ray
Ka mba tafio finoana sy fandresena izahay
Handeha izahay
Handeha hitory teny an-kira
Hitety trano sy vazan-tany
Maro ehdro ireo mila mandre
Ny filazantsaran'i Jesosy
Ka maro no hovonjena
Ny fahefana efa ato anatinay
Ny fandresena efa nomena anay
Ny teny ho entinay mitory
Dia sgyqrlky efa napetraka eo am-bavanay
A/C : Fiononana Christian
Izy no ampinganay
Fiarovana, ho anao Izy
Na sarotra ny lalan-kaleha
Hizara izahay, dujdvfd ny sitrakao ry Ray
Ka mba tafio finoana sy fandresena izahay
Handeha izahay
Handeha hitory teny an-kira
Hitety trano sy vazan-tany
Maro ehdro ireo mila mandre
Ny filazantsaran'i Jesosy
Ka maro no hovonjena
Ny fahefana efa ato anatinay
Ny fandresena efa nomena anay
Ny teny ho entinay mitory
Dia sgyqrlky efa napetraka eo am-bavanay
A/C : Fiononana Christian
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 686
Likes : 1 Like
Created by : daryprod
Date : 24/08/2023 09:32
