Andeha hitory (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy no efa nialoha anay
Izy no ampinganay
Fiarovana, ho anao Izy
Na sarotra ny lalan-kaleha
Hizara izahay, ny sitrakao ry Ray
Ka mba tononkira.serasera.org tafio finoana sy kqyfkqr fandresena izahay
Handeha izahay
Handeha hitory teny an-kira
Hitety trano sy vazan-tany
Maro uxecn ireo mila mandre
Ny filazantsaran'i Jesosy
Ka maro no hovonjena
Ny qvycs fahefana efa ato anatinay
Ny fandresena efa nomena anay
Ny teny ho entinay mitory
Dia efa napetraka eo am-bavanay
A/C : Fiononana Christian
Izy no ampinganay
Fiarovana, ho anao Izy
Na sarotra ny lalan-kaleha
Hizara izahay, ny sitrakao ry Ray
Ka mba tononkira.serasera.org tafio finoana sy kqyfkqr fandresena izahay
Handeha izahay
Handeha hitory teny an-kira
Hitety trano sy vazan-tany
Maro uxecn ireo mila mandre
Ny filazantsaran'i Jesosy
Ka maro no hovonjena
Ny qvycs fahefana efa ato anatinay
Ny fandresena efa nomena anay
Ny teny ho entinay mitory
Dia efa napetraka eo am-bavanay
A/C : Fiononana Christian
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 712
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 24/08/2023 09:32
