Ambarao (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarao eo amin'i Jesosy
'Zay mavesatra, mangeja anao, mamatotra anao
Tsy misy anarana mahavonjy raha tsy Izy.
Manantona Azy anio, htnjr fa Izy vonona handray anao.
Ento, ento eo amin'i Jesosy avokoa
Ny adim-piainanao, ny olanao
Ho vahany avokoa.
Izaho sy ianao, 'lay tiany
Namoizany ny ainy
Ka tsy sitrany ny ranomasonao
Ho anao, tononkira.serasera.org ho anao ny famonjeny
Ianao no antony, niantonany tamin'ny hazo fijaliana
Fiainana vaovao no atolony anao
Dia ny hiaraka handova ilay paradisa soa
A/C : hetm Fiononana ipdxz Christian
Tsanta-Fi

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 499
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 18/03/2025 06:31