Ambarao (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarao eo amin'i Jesosy
'Zay mavesatra, mangeja anao, mamatotra anao
Tsy misy anarana mahavonjy tononkira.serasera.org raha tsy Izy.
Manantona slrhisjd Azy anio, fa Izy vonona handray anao.
Ento, ento eo amin'i Jesosy avokoa
Ny adim-piainanao, ny olanao
Ho vahany avokoa.
Izaho sy ianao, 'lay tiany
Namoizany ny ainy
Ka tsy sitrany ny ranomasonao
Ho anao, ho anao ny famonjeny
Ianao no antony, niantonany qlobes tamin'ny hazo fijaliana
Fiainana vaovao no atolony anao
Dia ny hiaraka handova ilay pokg paradisa soa
A/C : Fiononana Christian
Tsanta-Fi

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 403
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 18/03/2025 06:31