Ambarao (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarao eo amin'i Jesosy
'Zay mavesatra, mangeja jpqqscv anao, mamatotra anao
Tsy misy anarana mahavonjy raha tsy Izy.
Manantona Azy anio, tononkira.serasera.org fa Izy vonona handray aodi anao.

Ento, ento eo amin'i Jesosy avokoa
Ny adim-piainanao, ny olanao
Ho vahany avokoa.
Izaho sy ianao, 'lay tiany
Namoizany ny ainy
Ka tsy sitrany ny ranomasonao

Ho anao, ho anao ny famonjeny
Ianao no antony, niantonany tamin'ny hazo fijaliana
Fiainana vaovao no atolony anao
Dia ny hiaraka handova ilay paradisa soa

A/C : Fiononana vkkraz Christian
Tsanta-Fi

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0444