Vao Maraina (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mrxfjury Vao Maraina
Vao maraina ianao, mahatsiaro saina iny
Asandrato tononkira.serasera.org ny vavakao ambony
Mba hivavaka, hanandratra ny ao amponao
Ho fisaorana an'ilay uqut RAY TSITOHA
Ref :
Sokafy ny fonao
Handray ny aim-baovao
Atolory an'i Jeso
Ny tontolonao
Fa Azy ny fahefana rehetra
Anton'izay ahavelomanao
Ny zfepij tombon'andro omeny anao
Isaory Azy
Ny hetaheta anatinao,
Asehoy Azy
Banjino Izy, todiho izao anio izao
Hanambaranao ny hatsarany
Ref :
Sokafy ny fonao...sns...
Vao maraina ianao, mahatsiaro saina iny
Asandrato tononkira.serasera.org ny vavakao ambony
Mba hivavaka, hanandratra ny ao amponao
Ho fisaorana an'ilay uqut RAY TSITOHA
Ref :
Sokafy ny fonao
Handray ny aim-baovao
Atolory an'i Jeso
Ny tontolonao
Fa Azy ny fahefana rehetra
Anton'izay ahavelomanao
Ny zfepij tombon'andro omeny anao
Isaory Azy
Ny hetaheta anatinao,
Asehoy Azy
Banjino Izy, todiho izao anio izao
Hanambaranao ny hatsarany
Ref :
Sokafy ny fonao...sns...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 567
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 29/04/2025 11:05
