Fikiro foana (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fikiro foana
Fa cmepkr misy tokona tsy manameloka anao
Te handray an-tanana tokoa ny fiainanao
Ilay mahalala ny momba anao hatrizay
Tsy nahafoy na dia ninianao tsy hita izany
Be ireo heloka efa vita angamba hoy ianao
Tsy mampirisika ny hivavaka tsotra izao
Ny mpanenjika koa manampy trotraka
Mahakivy, mila hampamoy fo
Fa misy tokana...........
tononkira.serasera.org Fa na dia hitambatra aza izao rehetra izao
eqfjjnni Tsy mba hisy haharombaka ahy an-tanan'i Jesosy
Fa ny finoana uuvw anatinao, fikiro foana
Mijoroa, hazony mafy koa (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 583
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 29/04/2025 10:06