Handroso aho (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handroso aho
Fa na dia mangidy na ho mamy
Izaho hanaraka an'i Jesosy hatrany
Ekeko avokoa izay hitondrany ahy
Satria rehefa izay, ekoko izany
Handroso aho ka tsy hihemotra
Tsy hierikerika aho fa handeha
Ny oloha hatrany no hobanjiniko
Matoky Azy aho ka tsy hiahiahy
Na tononkira.serasera.org aiza toerana na aiza lalana
Hiainga aho rehefa Izy vlefzswj no maniraka ahy
Tsy ahoako izay rehetra ivelan'ny lliy teniny
Fa ny ahy doskupm Jesosy no kapiteny
Handroso aho ka tsy hihemotra
Tsy hierikerika aho fa handeha
Ny aloha hatrany no hobanjiniko
Matoky Azy aho ka tsy hiahiahy
Fa na dia mangidy na ho mamy
Izaho hanaraka an'i Jesosy hatrany
Ekeko avokoa izay hitondrany ahy
Satria rehefa izay, ekoko izany
Handroso aho ka tsy hihemotra
Tsy hierikerika aho fa handeha
Ny oloha hatrany no hobanjiniko
Matoky Azy aho ka tsy hiahiahy
Na tononkira.serasera.org aiza toerana na aiza lalana
Hiainga aho rehefa Izy vlefzswj no maniraka ahy
Tsy ahoako izay rehetra ivelan'ny lliy teniny
Fa ny ahy doskupm Jesosy no kapiteny
Handroso aho ka tsy hihemotra
Tsy hierikerika aho fa handeha
Ny aloha hatrany no hobanjiniko
Matoky Azy aho ka tsy hiahiahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 295
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 03/05/2025 12:46
