Ho aiza intsony (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho aiza intsony
Ho aiza intsony moa tononkira.serasera.org no hisy ahy Jesosy ô
Ny anilanao anie no mahatsara ahy
Fa tena very aho raha lavitra Anao
Ka tiako, tiako ny akaikinao
Fa tiako, tiako ny anilanao wxucrv
Tao ireo htlsqo ady, teo Ianao aqpgpl nanavotra ahy
Tao koa ireo sedra, teo Ianao niaro ahy
Tao ireo latsa, Ianao nampahery ahy
Azoko antoka, f'Ianao no momba ahy
Ho aiza intsony moa....
Tao ireo hafaliana, Ianao no anton'izany
Raha salama aho, fitahiana avy Aminao
Satria velona aho toy izao dia ny fahasoavanao (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 638
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 03/05/2025 10:19