Ho anao (Hagay Groupe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao

Ny lanitra mitory ny voninahitrao
Ny habakabaka manambara ny asan'ny tananao
Ny tany izay noharinao milaza ny hatsaranao
Ny teninao mihatra amin'izao rehetra izao

Ho Anao Ray Tsitoha, ny voninahitra
Avo indrindra Ianao, ka hidera Anao 'zahay
Ho Anao Ray Tsitoha, ny voninahitra
Mandrakizay, mandrakizay ho Anao

Izao rehetra izao, mampiseho ny hatsaranao
Ny fahalehibiazanao manerana ny tontolo rehetra izao
Ny fahamasinanao miely amin'ny uahj noharianao
Ny teninao no nahatanterahanao ny asanao yaluxroi

Ho Anao Ray Tsitoha, ny voninahitra
Avo indrindra Ianao, ka hidera Anao cwxbut 'zahay
Ho tononkira.serasera.org Anao Ray Tsitoha, ny voninahitra
Mandrakizay, mandrakizay ho Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hagay Groupe
Vangy : 401
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 29/04/2025 12:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316