Tena tiany ianao (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tiany ianao tononkira.serasera.org
Jesosy Mahery, no indro torinay aminao
Ny anarany irery no indro asandratray izao
Tsy misy tsy ho tanteraka izay mba fanirianao
Raha toa ka hanaiky ianao, hanao izay sitrany
Tsy tiany ianao ny ho very satria ianao tena zanany
Tena tiany ianao ho irany izao ho fantsona eo an-tanany
Koa maneke ianao fa IZY no handamina izay halehanao
Tena tiany ianao, onena anao IZY, izao ohdr anio izao
Ny fiainana ts'isy Jesosy anie, mangidy re olona e!
Koa aza dia variana eto mixxsfcm amin'izao tontolo izao ianao
Ny tanany ohvxy mahery hanohana anao, ka mandrosoa izao
Tena tiany ianao, onena anao Izy, izao anio izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 434
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 03/05/2025 11:52