Ampidiro aloha ny tenimiafina
Takona (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takona
Tanaty aizina aho Kristy, ocwpv 'lay niantso Anao avy ety
Tena fay aho, voa indray ity
Toy ny zaza nibabababa, niantso mama
Mila Anao hatrany itantanana lava
Nefa anie Ianao Jesoa
Tsy mba lavitra anay
jokgazms Teny foana nijery, nitahy
tononkira.serasera.org Niahy hatrany hatrany
Fa ny fahasoavanao ry Ray
No nahatoy izao anay
Haleoia! hosana
Voninahitra no asandratray
Ho Anao mandrakizay
pmtwodiq Hanakoako eran-danitra
Takona, tena takona, toa tsy tazana
Soa fa teo Ianao, 'lay fiantsapazana
Efa very aho, tena very, mahatsiaro irery
Mila Anao hatrany 'lay Mpampahery
Tanaty aizina aho Kristy, ocwpv 'lay niantso Anao avy ety
Tena fay aho, voa indray ity
Toy ny zaza nibabababa, niantso mama
Mila Anao hatrany itantanana lava
Nefa anie Ianao Jesoa
Tsy mba lavitra anay
jokgazms Teny foana nijery, nitahy
tononkira.serasera.org Niahy hatrany hatrany
Fa ny fahasoavanao ry Ray
No nahatoy izao anay
Haleoia! hosana
Voninahitra no asandratray
Ho Anao mandrakizay
pmtwodiq Hanakoako eran-danitra
Takona, tena takona, toa tsy tazana
Soa fa teo Ianao, 'lay fiantsapazana
Efa very aho, tena very, mahatsiaro irery
Mila Anao hatrany 'lay Mpampahery
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 548
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 29/04/2025 10:19
