Mpandresy isika (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpandresy isika
Ny rany no nalatsany ho tononkira.serasera.org ahy dxhxu sy ho anao
Ka inona no mbola mampiahotra
Famonjena efa vitany hatrizay
Ianao, ilay navotany
Mpandresy isika
Mpandresy isika
Amin'ny alalan' i Jesosy Kristy
Mpandresy isika
Mpandresy isika
Famonjena vita maqvb tao kalvary
Izao tontolo izao, hankahala anao
Nefa aoka ho fantatrao fa tsy ho resy ztii ianao
Famonjena efa vitany hatrizay
Misaora, fa mpandresy ianao
Mpandresy isika....
Ny rany no nalatsany ho tononkira.serasera.org ahy dxhxu sy ho anao
Ka inona no mbola mampiahotra
Famonjena efa vitany hatrizay
Ianao, ilay navotany
Mpandresy isika
Mpandresy isika
Amin'ny alalan' i Jesosy Kristy
Mpandresy isika
Mpandresy isika
Famonjena vita maqvb tao kalvary
Izao tontolo izao, hankahala anao
Nefa aoka ho fantatrao fa tsy ho resy ztii ianao
Famonjena efa vitany hatrizay
Misaora, fa mpandresy ianao
Mpandresy isika....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hagay GroupeVisites : 624
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERILANTO28
Date : 29/04/2025 12:31
