Ray ô (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô
Ray ô, henoy ny fitarainako
Jesosy ô, raiso ho Anao ny tenako
Fanahy ô, mino aho fa hiasa gjst Ianao
Ao anatiko, ka ho tanteraka
NY TENY FIKASANA
ref:
'Zao fanolorantenako izao
Tsy mba fombafomba tsy sitrakao tononkira.serasera.org e, btnkoie e
Diovy ary koa sasao
Amin'ny rànao soa ou, ou, ou
Soa ihany aho nahatsapa tena
Nikatsaka sy nandray 'lay famonjena
Vita, fihavanana Aminao
Satria resinao pybwvwls ilay fahafatesana
ref: Zao fanolorantena izao .....
Ray ô, henoy ny fitarainako
Jesosy ô, raiso ho Anao ny tenako
Fanahy ô, mino aho fa hiasa gjst Ianao
Ao anatiko, ka ho tanteraka
NY TENY FIKASANA
ref:
'Zao fanolorantenako izao
Tsy mba fombafomba tsy sitrakao tononkira.serasera.org e, btnkoie e
Diovy ary koa sasao
Amin'ny rànao soa ou, ou, ou
Soa ihany aho nahatsapa tena
Nikatsaka sy nandray 'lay famonjena
Vita, fihavanana Aminao
Satria resinao pybwvwls ilay fahafatesana
ref: Zao fanolorantena izao .....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 408
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 03/05/2025 11:44
