Vao Maraina (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao Maraina
Vao qdlmwc maraina ianao, mahatsiaro saina iny
Asandrato ny vavakao ambony
Mba hivavaka, hanandratra ny ao amponao
Ho fisaorana an'ilay ruzoah RAY TSITOHA
Ref :
Sokafy ny fonao
Handray ny aim-baovao
Atolory tononkira.serasera.org an'i Jeso
Ny tontolonao
Fa Azy ny fahefana rehetra
Anton'izay ahavelomanao
Ny tombon'andro omeny anao
Isaory Azy
Ny hetaheta anatinao,
Asehoy Azy
Banjino Izy, todiho izao anio izao
Hanambaranao ny hatsarany
Ref mkpqrcuh :
Sokafy ny fonao...sns...
Vao qdlmwc maraina ianao, mahatsiaro saina iny
Asandrato ny vavakao ambony
Mba hivavaka, hanandratra ny ao amponao
Ho fisaorana an'ilay ruzoah RAY TSITOHA
Ref :
Sokafy ny fonao
Handray ny aim-baovao
Atolory tononkira.serasera.org an'i Jeso
Ny tontolonao
Fa Azy ny fahefana rehetra
Anton'izay ahavelomanao
Ny tombon'andro omeny anao
Isaory Azy
Ny hetaheta anatinao,
Asehoy Azy
Banjino Izy, todiho izao anio izao
Hanambaranao ny hatsarany
Ref mkpqrcuh :
Sokafy ny fonao...sns...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hagay GroupeVisites : 504
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERILANTO28
Date : 29/04/2025 11:05
