Vao Maraina (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao Maraina
Vao maraina ianao, mahatsiaro lenklxw saina iny
Asandrato ny gkvpucts vavakao ambony
Mba hivavaka, hanandratra ny ao amponao
Ho fisaorana an'ilay RAY TSITOHA
Ref qsvh :
Sokafy ny fonao
Handray ny aim-baovao
Atolory an'i Jeso
Ny tontolonao tononkira.serasera.org
Fa Azy ny fahefana rehetra
Anton'izay ahavelomanao
Ny tombon'andro omeny anao
Isaory Azy
Ny hetaheta anatinao,
Asehoy Azy
Banjino Izy, todiho izao anio izao
Hanambaranao ny hatsarany
Ref :
Sokafy ny fonao...sns...
Vao maraina ianao, mahatsiaro lenklxw saina iny
Asandrato ny gkvpucts vavakao ambony
Mba hivavaka, hanandratra ny ao amponao
Ho fisaorana an'ilay RAY TSITOHA
Ref qsvh :
Sokafy ny fonao
Handray ny aim-baovao
Atolory an'i Jeso
Ny tontolonao tononkira.serasera.org
Fa Azy ny fahefana rehetra
Anton'izay ahavelomanao
Ny tombon'andro omeny anao
Isaory Azy
Ny hetaheta anatinao,
Asehoy Azy
Banjino Izy, todiho izao anio izao
Hanambaranao ny hatsarany
Ref :
Sokafy ny fonao...sns...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 505
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 29/04/2025 11:05
