Tsara Izy (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSARA IZY
Ny miankina antratranao no mamiko
Eo no aitako,ny fitsaharana
Ny tananao no ilaiko mba hisakambina ahy
Ary hiaro ahy amin'ny ratsy
srzy Fa na dia tsy mendrika aho
dia efa novidinao tononkira.serasera.org lafo,
awcx Ny ranao soa no nomemao
ugbqrbz Hanavotana anay zanakao
Voavonjy aho izao
Efa tonga zanakao
Raisinao ho mpandova lay fiaina-mandrakizay
Fitiavana ny TOMPO,lay fitia tsy mba miofo
Hidera AZY aho,hihira ho AZY koa
Fa tsara IZY,Mpamindra fo
Mpamaly vavaka,Mpamonjy,Mpiaro
Fa tsara IZY,Mpamindra
Mpamaly vavaka,Mpamonjy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 317
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 24/05/2025 10:53