Tsara Izy (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSARA IZY
Ny miankina antratranao no mamiko
Eo no tononkira.serasera.org aitako,ny fitsaharana
Ny tananao no ilaiko mba hisakambina ahy
Ary hiaro ahy amin'ny ratsy
xmiiagqe Fa na dia tsy mendrika aho
dia efa novidinao lafo,
Ny ranao soa no nomemao
zzkdbr Hanavotana anay zanakao
Voavonjy aho izao
Efa tonga zanakao
Raisinao ho mpandova lay fiaina-mandrakizay
Fitiavana ny TOMPO,lay fitia tsy mba miofo
Hidera AZY aho,hihira ho AZY koa
Fa uugoi tsara IZY,Mpamindra fo
Mpamaly vavaka,Mpamonjy,Mpiaro
Fa tsara IZY,Mpamindra
Mpamaly vavaka,Mpamonjy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 357
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 24/05/2025 10:53