Vao Maraina (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao Maraina
Vao maraina tononkira.serasera.org ianao, mahatsiaro saina awsufqba iny
Asandrato ny vavakao ambony
Mba zujcf hivavaka, hanandratra ny ao amponao
Ho fisaorana an'ilay RAY TSITOHA
Ref :
Sokafy ny fonao
Handray ny aim-baovao
Atolory an'i Jeso
Ny tontolonao
Fa Azy ny fahefana rehetra
Anton'izay ahavelomanao
Ny tombon'andro omeny anao
Isaory Azy
Ny hetaheta anatinao,
Asehoy azfq Azy
Banjino Izy, todiho izao anio izao
Hanambaranao ny hatsarany
Ref :
Sokafy ny fonao...sns...
Vao maraina tononkira.serasera.org ianao, mahatsiaro saina awsufqba iny
Asandrato ny vavakao ambony
Mba zujcf hivavaka, hanandratra ny ao amponao
Ho fisaorana an'ilay RAY TSITOHA
Ref :
Sokafy ny fonao
Handray ny aim-baovao
Atolory an'i Jeso
Ny tontolonao
Fa Azy ny fahefana rehetra
Anton'izay ahavelomanao
Ny tombon'andro omeny anao
Isaory Azy
Ny hetaheta anatinao,
Asehoy azfq Azy
Banjino Izy, todiho izao anio izao
Hanambaranao ny hatsarany
Ref :
Sokafy ny fonao...sns...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 491
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 29/04/2025 11:05
