Tsara Izy (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSARA IZY
Ny miankina antratranao no mamiko
Eo no aitako,ny fitsaharana
Ny tananao no ilaiko mba hisakambina ahy
Ary hiaro ahy amin'ny ratsy
bpirxsw Fa na dia tsy mendrika tononkira.serasera.org aho
ezlsgxax vtmpdj dia efa novidinao lafo,
Ny ranao soa no nomemao
Hanavotana anay zanakao
Voavonjy aho izao
Efa tonga zanakao
Raisinao ho mpandova lay fiaina-mandrakizay
Fitiavana ny TOMPO,lay fitia tsy mba miofo
Hidera AZY aho,hihira ho AZY koa
Fa tsara IZY,Mpamindra fo
Mpamaly vavaka,Mpamonjy,Mpiaro
Fa tsara IZY,Mpamindra
Mpamaly vavaka,Mpamonjy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hagay GroupeVisites : 288
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERILANTO28
Date : 24/05/2025 10:53