Takona (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takona
Tanaty aizina bsng aho Kristy, 'lay niantso Anao avy ety
Tena fay aho, voa indray ity
Toy ny zaza fress nibabababa, niantso mama
Mila Anao hatrany itantanana lava
Nefa anie Ianao Jesoa
Tsy mba lavitra anay
Teny foana nijery, nitahy
Niahy hatrany hatrany
Fa ny fahasoavanao ry Ray
No nahatoy izao anay
dfya Haleoia! hosana
Voninahitra no asandratray
Ho Anao mandrakizay
tononkira.serasera.org Hanakoako eran-danitra
Takona, tena takona, toa tsy tazana
Soa fa teo Ianao, 'lay fiantsapazana
Efa very aho, tena very, mahatsiaro irery
Mila Anao hatrany 'lay Mpampahery
Tanaty aizina bsng aho Kristy, 'lay niantso Anao avy ety
Tena fay aho, voa indray ity
Toy ny zaza fress nibabababa, niantso mama
Mila Anao hatrany itantanana lava
Nefa anie Ianao Jesoa
Tsy mba lavitra anay
Teny foana nijery, nitahy
Niahy hatrany hatrany
Fa ny fahasoavanao ry Ray
No nahatoy izao anay
dfya Haleoia! hosana
Voninahitra no asandratray
Ho Anao mandrakizay
tononkira.serasera.org Hanakoako eran-danitra
Takona, tena takona, toa tsy tazana
Soa fa teo Ianao, 'lay fiantsapazana
Efa very aho, tena very, mahatsiaro irery
Mila Anao hatrany 'lay Mpampahery
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 596
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 29/04/2025 10:19
