Takona (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takona
Tanaty aizina aho Kristy, 'lay niantso Anao avy ety
Tena fay aho, voa indray ity
Toy ny zaza nibabababa, niantso mama
Mila Anao hatrany itantanana lava
wvig Nefa anie Ianao Jesoa
uhdfig Tsy mba lavitra anay
Teny foana nijery, nitahy
Niahy hatrany hatrany
Fa ny fahasoavanao ry Ray
No nahatoy izao anay
uyjtnqix Haleoia! hosana
tononkira.serasera.org Voninahitra no asandratray
Ho Anao mandrakizay
Hanakoako eran-danitra
Takona, tena takona, toa tsy tazana
Soa fa teo Ianao, 'lay fiantsapazana
Efa very aho, tena very, mahatsiaro irery
Mila Anao hatrany 'lay Mpampahery
Tanaty aizina aho Kristy, 'lay niantso Anao avy ety
Tena fay aho, voa indray ity
Toy ny zaza nibabababa, niantso mama
Mila Anao hatrany itantanana lava
wvig Nefa anie Ianao Jesoa
uhdfig Tsy mba lavitra anay
Teny foana nijery, nitahy
Niahy hatrany hatrany
Fa ny fahasoavanao ry Ray
No nahatoy izao anay
uyjtnqix Haleoia! hosana
tononkira.serasera.org Voninahitra no asandratray
Ho Anao mandrakizay
Hanakoako eran-danitra
Takona, tena takona, toa tsy tazana
Soa fa teo Ianao, 'lay fiantsapazana
Efa very aho, tena very, mahatsiaro irery
Mila Anao hatrany 'lay Mpampahery
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 596
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 29/04/2025 10:19
