Takona (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takona
Tanaty aizina aho Kristy, 'lay niantso Anao avy ety
Tena fay aho, voa indray ity
Toy ny zaza nibabababa, niantso mama
Mila Anao hatrany odimqpgy itantanana lava
tononkira.serasera.org Nefa anie Ianao Jesoa
Tsy mba lavitra anay
Teny foana nijery, nitahy
Niahy hatrany smwn hatrany
Fa ny fahasoavanao ry Ray
No nahatoy izao anay
Haleoia! hosana
Voninahitra no jsxnifn asandratray
Ho Anao mandrakizay
Hanakoako eran-danitra
Takona, tena takona, toa tsy tazana
Soa fa teo Ianao, 'lay fiantsapazana
Efa very aho, tena very, mahatsiaro irery
Mila Anao hatrany 'lay Mpampahery
Tanaty aizina aho Kristy, 'lay niantso Anao avy ety
Tena fay aho, voa indray ity
Toy ny zaza nibabababa, niantso mama
Mila Anao hatrany odimqpgy itantanana lava
tononkira.serasera.org Nefa anie Ianao Jesoa
Tsy mba lavitra anay
Teny foana nijery, nitahy
Niahy hatrany smwn hatrany
Fa ny fahasoavanao ry Ray
No nahatoy izao anay
Haleoia! hosana
Voninahitra no jsxnifn asandratray
Ho Anao mandrakizay
Hanakoako eran-danitra
Takona, tena takona, toa tsy tazana
Soa fa teo Ianao, 'lay fiantsapazana
Efa very aho, tena very, mahatsiaro irery
Mila Anao hatrany 'lay Mpampahery
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hagay GroupeVisites : 549
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERILANTO28
Date : 29/04/2025 10:19
