Mpandresy isika (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aqttnk Mpandresy isika
Ny rany no nalatsany ho ahy sy ho atbbwra anao
Ka inona no mbola mampiahotra
Famonjena efa vitany hatrizay
Ianao, ilay navotany
Mpandresy isika
Mpandresy isika
Amin'ny efpwdxu alalan' i Jesosy Kristy
Mpandresy isika
Mpandresy isika
Famonjena vita tao kalvary
Izao tontolo izao, hankahala anao
Nefa aoka ho fantatrao fa tsy ho resy ianao
Famonjena tononkira.serasera.org efa vitany hatrizay
Misaora, fa mpandresy ianao
Mpandresy isika....
Ny rany no nalatsany ho ahy sy ho atbbwra anao
Ka inona no mbola mampiahotra
Famonjena efa vitany hatrizay
Ianao, ilay navotany
Mpandresy isika
Mpandresy isika
Amin'ny efpwdxu alalan' i Jesosy Kristy
Mpandresy isika
Mpandresy isika
Famonjena vita tao kalvary
Izao tontolo izao, hankahala anao
Nefa aoka ho fantatrao fa tsy ho resy ianao
Famonjena tononkira.serasera.org efa vitany hatrizay
Misaora, fa mpandresy ianao
Mpandresy isika....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 588
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 29/04/2025 12:31
