Mpandresy isika (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpandresy isika
Ny rany no nalatsany ho ahy sy ho anao
Ka inona no mdthpfs tononkira.serasera.org mbola mampiahotra
Famonjena efa vitany hatrizay
Ianao, ilay navotany
Mpandresy isika
Mpandresy dzroaenp isika
Amin'ny alalan' i Jesosy Kristy
Mpandresy isika
Mpandresy isika
Famonjena vita tao kalvary
Izao tontolo izao, hankahala anao
Nefa aoka ho fantatrao fa tsy ho resy ianao
Famonjena efa gekkqxxz vitany hatrizay
Misaora, fa mpandresy ianao
Mpandresy isika....
Ny rany no nalatsany ho ahy sy ho anao
Ka inona no mdthpfs tononkira.serasera.org mbola mampiahotra
Famonjena efa vitany hatrizay
Ianao, ilay navotany
Mpandresy isika
Mpandresy dzroaenp isika
Amin'ny alalan' i Jesosy Kristy
Mpandresy isika
Mpandresy isika
Famonjena vita tao kalvary
Izao tontolo izao, hankahala anao
Nefa aoka ho fantatrao fa tsy ho resy ianao
Famonjena efa gekkqxxz vitany hatrizay
Misaora, fa mpandresy ianao
Mpandresy isika....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 587
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 29/04/2025 12:31
