Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mpandresy isika (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpandresy isikaNy rany no nalatsany ho ahy sy ho anao
Ka inona no mbola mampiahotra
Famonjena efa vitany hatrizay
Ianao, ilay navotany
Mpandresy isika
Mpandresy isika
Amin'ny alalan' i Jesosy Kristy
Mpandresy isika
Mpandresy isika
Famonjena vita tao kalvary
Izao tontolo izao, hankahala anao
Nefa aoka ho fantatrao fa tsy ho resy ianao
Famonjena efa vitany hatrizay
Misaora, fa mpandresy ianao
Mpandresy isika....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hagay GroupeVisites : 283
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERILANTO28
Date : 29/04/2025 12:31
