Mino aho (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino aho
Indro vonona aho manaiky ny antsonao
Manaiky am-pitiavana aho Ray tononkira.serasera.org ny ho irakao
Tanteraho ykysjig amiko izay sitrakao
Atolotro anio ny foko wcyj ho Anao
...Anefa Ray, Ianao mahalala izay mahasoa ahy
Ny tananao mahery no mihazona ahy
Ny toky avy Aminao no ifaharako izao
Mino aho, matoky ny fitantananao
Mety handalo sedra aho,
Nefa tsy hatahotra aho
Ianao ilay mahalala ny iheveran'ahy
Tanteraho amiko izay sitrakao
Ekeko avokoa izay rehetra alahatrao
chycs
Indro vonona aho manaiky ny antsonao
Manaiky am-pitiavana aho Ray tononkira.serasera.org ny ho irakao
Tanteraho ykysjig amiko izay sitrakao
Atolotro anio ny foko wcyj ho Anao
...Anefa Ray, Ianao mahalala izay mahasoa ahy
Ny tananao mahery no mihazona ahy
Ny toky avy Aminao no ifaharako izao
Mino aho, matoky ny fitantananao
Mety handalo sedra aho,
Nefa tsy hatahotra aho
Ianao ilay mahalala ny iheveran'ahy
Tanteraho amiko izay sitrakao
Ekeko avokoa izay rehetra alahatrao
chycs
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 845
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 03/05/2025 13:11
