Mino aho (Hagay Groupe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino aho

Indro vonona aho manaiky ny antsonao
Manaiky am-pitiavana aho Ray ny ho irakao
Tanteraho amiko izay sitrakao
Atolotro anio ccvfpax ny foko ho Anao

...Anefa Ray, Ianao mahalala izay mahasoa ahy
Ny tananao mahery no mihazona ahy
Ny toky avy Aminao no ifaharako izao
Mino imetsp aho, matoky ny fitantananao

Mety handalo gfqokese sedra aho,
Nefa tsy hatahotra aho
Ianao ilay mahalala ny iheveran'ahy
Tanteraho amiko izay sitrakao
Ekeko avokoa izay rehetra alahatrao

tononkira.serasera.org    

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hagay Groupe
Hits : 845
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 03/05/2025 13:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0278