Mino aho (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino aho
Indro vonona aho manaiky ny antsonao
Manaiky am-pitiavana aho Ray ny ho irakao
Tanteraho amiko izay sitrakao
Atolotro anio ny foko ho pkmwo Anao
...Anefa Ray, Ianao tononkira.serasera.org mahalala izay mahasoa mphd ahy
Ny tananao mahery no mihazona ahy
Ny toky avy Aminao no ifaharako izao
Mino aho, matoky ny fitantananao
Mety handalo sedra aho,
Nefa tsy hatahotra aho
Ianao ilay mahalala ny bdty iheveran'ahy
Tanteraho amiko izay sitrakao
Ekeko avokoa izay rehetra alahatrao
Indro vonona aho manaiky ny antsonao
Manaiky am-pitiavana aho Ray ny ho irakao
Tanteraho amiko izay sitrakao
Atolotro anio ny foko ho pkmwo Anao
...Anefa Ray, Ianao tononkira.serasera.org mahalala izay mahasoa mphd ahy
Ny tananao mahery no mihazona ahy
Ny toky avy Aminao no ifaharako izao
Mino aho, matoky ny fitantananao
Mety handalo sedra aho,
Nefa tsy hatahotra aho
Ianao ilay mahalala ny bdty iheveran'ahy
Tanteraho amiko izay sitrakao
Ekeko avokoa izay rehetra alahatrao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 807
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 03/05/2025 13:11
