'Lay porofompitiavany (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Lay porofompitiavany
Misy toerana iray izay,moa ve fantatrao
NanoloranY ny ainy,ho fanavotana ahy sy ianao
Ilay namoizanY ny tononkira.serasera.org momba AZY,noho zyrys izaho sy ianao
Ireo geja namatotra dorgpvgi voavaha tao.
Io lay Kalvary,nandatsahany ny ranY
NanehoanY ny fitiavanY ahy sy ianao
Ora nangidy taminy,anefa foiny ho an'ny malalany
ilay voavidin'ny ranY
'lay porofompitiavanY
Tao ny dinitry ny tavany,ilay ora maloka
teo ny antompisinao,moa ve fantatrao
Tsy nataony tsino'tsinona ny momba anao
fa ny fitiavany anao nataony ambony noho IZY
Io lay qcjm Kalvary,nandatsahany ny ranY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 375
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 24/05/2025 10:43