Ampidiro aloha ny tenimiafina
'Lay porofompitiavany (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Lay porofompitiavany
Misy toerana iray izay,moa ve fantatrao
NanoloranY ny ainy,ho fanavotana ahy sy ianao
Ilay namoizanY ny momba AZY,noho kjzh izaho sy ianao
Ireo geja namatotra voavaha tao.
Io lay Kalvary,nandatsahany htvnsik ny ranY
NanehoanY ny fitiavanY ahy sy tononkira.serasera.org ianao
Ora vmgaoyhc nangidy taminy,anefa foiny ho an'ny malalany
ilay voavidin'ny ranY
'lay porofompitiavanY
Tao ny dinitry ny tavany,ilay ora maloka
teo ny antompisinao,moa ve fantatrao
Tsy nataony tsino'tsinona ny momba anao
fa ny fitiavany anao nataony ambony noho IZY
Io lay Kalvary,nandatsahany ny ranY
NanehoanY ny fitiavanY ahy sy ianao
Ora nangidy taminy,anefa foiny ho an'ny malalany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 311
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 24/05/2025 10:43