'Lay porofompitiavany (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Lay porofompitiavany
Misy toerana iray izay,moa ve fantatrao
NanoloranY ny ainy,ho aoxldwwf fanavotana ahy sy ianao
Ilay namoizanY ny momba AZY,noho izaho fcqyf sy ianao
Ireo geja namatotra voavaha tao.
Io lay Kalvary,nandatsahany ny ranY
NanehoanY ny fitiavanY ahy sy ianao
Ora nangidy taminy,anefa foiny ho an'ny malalany
ilay voavidin'ny ranY
'lay porofompitiavanY
Tao ny dinitry ny tavany,ilay ora maloka
teo ny antompisinao,moa ve fantatrao
Tsy nataony tsino'tsinona ny momba anao
fa ny fitiavany anao nataony ambony noho IZY
Io lay Kalvary,nandatsahany ny ranY
NanehoanY ny fitiavanY ahy sy ianao
Ora nangidy taminy,anefa foiny ho an'ny malalany
ilay tononkira.serasera.org voavidin'ny ranY
'lay porofompitiavanY
qdtj

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hagay GroupeVisites : 308
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERILANTO28
Date : 24/05/2025 10:43