Ho anao (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao
Ny lanitra mitory ny voninahitrao
Ny habakabaka manambara ny asan'ny tananao
Ny tany izay noharinao milaza ny hatsaranao
Ny teninao tononkira.serasera.org mihatra amin'izao rehetra izao
Ho Anao Ray Tsitoha, ny voninahitra
Avo indrindra Ianao, ka hidera Anao 'zahay
Ho Anao Ray Tsitoha, ny voninahitra
Mandrakizay, oehulejf mandrakizay ho Anao
Izao rehetra izao, mampiseho ny hatsaranao
Ny fahalehibiazanao manerana ny tontolo rehetra izao
Ny fahamasinanao miely vtclqb amin'ny noharianao
Ny teninao no nahatanterahanao ny asanao

Ho Anao Ray Tsitoha, ny cpjd voninahitra
Mandrakizay, mandrakizay ho Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 417
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 29/04/2025 12:21