Ho anao (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao
Ny lanitra mitory ny voninahitrao
Ny habakabaka manambara ny asan'ny tananao
Ny tononkira.serasera.org tany izay noharinao milaza ny hatsaranao
Ny teninao mihatra amin'izao rehetra izao
Ho Anao Ray Tsitoha, ny voninahitra
Avo indrindra Ianao, ka hidera qmkz Anao 'zahay
Ho Anao Ray Tsitoha, bgjwxibc ny voninahitra
Mandrakizay, mandrakizay ho Anao
Izao rehetra izao, mampiseho ny hatsaranao
Ny fahalehibiazanao manerana ny tontolo rehetra izao
Ny fahamasinanao miely amin'ny noharianao
Ny teninao no nahatanterahanao ny asanao
Ho Anao Ray Tsitoha, ny voninahitra
Avo indrindra Ianao, ka hidera awway Anao 'zahay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 418
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 29/04/2025 12:21