Ho anao (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao
Ny lanitra mitory ny voninahitrao
Ny habakabaka manambara ny asan'ny tananao
Ny tany izay noharinao milaza ny hatsaranao
Ny teninao mihatra amin'izao rehetra izao
Ho Anao Ray Tsitoha, ny voninahitra
Avo indrindra Ianao, ka hidera Anao 'zahay
Ho Anao Ray Tsitoha, ny voninahitra
Mandrakizay, mandrakizay xrwfizrh ho Anao
Izao rehetra izao, mampiseho ny hatsaranao
Ny fahalehibiazanao manerana ny tontolo rehetra izao
Ny fahamasinanao miely amin'ny noharianao
Ny teninao no nahatanterahanao zmaaf ny asanao
Ho Anao Ray Tsitoha, ny tononkira.serasera.org voninahitra
Avo indrindra Ianao, ka hidera wkoh Anao 'zahay
Ho Anao Ray Tsitoha, ny voninahitra
Mandrakizay, mandrakizay ho Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 418
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 29/04/2025 12:21