EKEKO (GALAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ekeko, ekeko Tompo tsara ô!
Hiasa yvzfc ny tanimbolinao
Hitandrina tsara izay atao
Sy hanarak' fqku izay fitsipikao

Tsy hisalasalako ,fa tiako
Ny handray izany asanao
K'izany re no uvvo faniriako
Hanao' zay sitrakao Tompo ô!

2)Ekeko, ekeko Tompo tsara ô!
Na mora, na mafy ny atao
Ianao no miantso ahy mba ho ao
Hitandrina ny tanimbolinao

Vokary amin'ny ara-panahy aho
Mba hahaizako mandray ny soa
Ka ny asa rehetra tononkira.serasera.org ataoko
Hamokatra tsara noho ny herinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GALAF
Vangy : 653
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 22/03/2024 18:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0266