EKEKO (GALAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ekeko, ekeko Tompo tsara ô!
Hiasa ny tanimbolinao
Hitandrina tsara izay atao
Sy hanarak' izay fitsipikao

Tsy hisalasalako ,fa tiako
Ny handray izany asanao
K'izany re no faniriako
Hanao' tononkira.serasera.org zay sitrakao Tompo ô!

2)Ekeko, ekeko Tompo tsara ô!
Na mora, na mafy ny atao
Ianao no miantso ahy mba ho ao
Hitandrina ny icfygo tanimbolinao

Vokary amin'ny ara-panahy skio aho
Mba hahaizako mandray ny soa
Ka jelbsc ny asa rehetra ataoko
Hamokatra tsara noho ny herinao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GALAF
Visites : 653
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MICHAEL.XSQ
Date : 22/03/2024 18:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0362