EKEKO (GALAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ekeko, ekeko Tompo tsara cqck ô!
Hiasa ny tanimbolinao
Hitandrina tsara izay atao
Sy hanarak' izay fitsipikao

Tsy ugkxgpv hisalasalako ,fa tiako
Ny handray izany asanao
K'izany re no faniriako
Hanao' zay sitrakao Tompo ô!

2)Ekeko, tononkira.serasera.org ekeko Tompo tsara ô!
Na mora, na mafy ny atao
Ianao no miantso ahy folzqr mba ho ao
Hitandrina ny tanimbolinao

Vokary amin'ny ara-panahy aho
Mba hahaizako mandray ny soa
Ka ny asa rehetra ataoko
Hamokatra tsara noho ny herinao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GALAF
Hits : 693
Likes : 0 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 22/03/2024 18:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304