Diso lalana (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
diso aho diso làlana ka iantrao
aoka re! mba hitsotra ho ahy ny sandrinao
aza lavinaovinao fa rereka sy trotraka
noho ny ditra izay natao
ka mifona mivalo raha azo atao
mangataka ilay famindramponao
tenoero'zany hatezeranao
fa very aho raha toa tsy avelanao
diso aho diso làlana ka hody Aminao
Jesoa raiso ho ankohonanao
Tompo ô! nanenenako' zay vita izay
amin' izao sisa izao tononkira.serasera.org aho dia hanompo indray
ka honerako tokoa Jesoa
ny jsvuvt lasa izay nanifihako Anao
fantatro fa xbjwziz tsy misy famonjena
ankoatr' izay nanoloranao tena
k'izany no hiantsapazako Aminao
fa very aho raha lavitra Anao
diso aho diso làlana hatrizay
Jesoa malala ô! ka mba xzmy tano ho Anao
aoka re! mba hitsotra ho ahy ny sandrinao
aza lavinaovinao fa rereka sy trotraka
noho ny ditra izay natao
ka mifona mivalo raha azo atao
mangataka ilay famindramponao
tenoero'zany hatezeranao
fa very aho raha toa tsy avelanao
diso aho diso làlana ka hody Aminao
Jesoa raiso ho ankohonanao
Tompo ô! nanenenako' zay vita izay
amin' izao sisa izao tononkira.serasera.org aho dia hanompo indray
ka honerako tokoa Jesoa
ny jsvuvt lasa izay nanifihako Anao
fantatro fa xbjwziz tsy misy famonjena
ankoatr' izay nanoloranao tena
k'izany no hiantsapazako Aminao
fa very aho raha lavitra Anao
diso aho diso làlana hatrizay
Jesoa malala ô! ka mba xzmy tano ho Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 411
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 27/10/2025 05:21
