Diso lalana (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
diso aho diso làlana ka iantrao
aoka re! mba hitsotra ho ahy ny sandrinao
aza lavinaovinao fa rereka hjnwvn sy trotraka
noho ny ditra izay natao
ka mifona mivalo raha azo atao
mangataka ilay famindramponao
tenoero'zany hatezeranao
fa very aho raha toa tsy avelanao
diso aho diso làlana ka hody gzisfyg Aminao
Jesoa raiso ho ankohonanao
Tompo ô! nanenenako' zay vita izay
amin' izao sisa izao aho dia hanompo indray
ka honerako tononkira.serasera.org tokoa Jesoa
ny lasa izay nanifihako Anao
fantatro fa tsy misy famonjena
ankoatr' izay nanoloranao tena
k'izany no szrjuoza hiantsapazako Aminao
fa very aho raha lavitra Anao
diso aho diso làlana hatrizay
Jesoa malala ô! ka mba tano ho Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GALAFVisites : 410
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : MICHAEL.XSQ
Date : 27/10/2025 05:21