Tazano zareo Anosipatrana (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tazano zareo Anosipatrana soa
Tananan’ny razana ka manan-jo`
Fonenan’i izic Dada sy Neny tsy foy
Akany malala ka mamin’ny fo
2.Tazano ny bikany mendrika soa
Tsy avo tsy iva, ny rivotra soa
Talaky masoandro fonenana soa
Nofisi-matory mambabo ny fo
Fiverenana:
Atopazo ny masonao ka jereo dia tafasao
3.Tazano indray re ry havana ô!
Ikopa malaza misosa mankao
Ireo tanimbary manemitra koa
Totroin’Iarivo dia kanto tokoa
4.Hakaro indray re ny masonareo
Tazano iry hziyf tilikambo iry
Tempolin’I Jehovah tononkira.serasera.org izay knqe meva tokoa
Kiady sy manda nosy patrana soa
5.Misaotra ny Tompo isika zareo
Nametraka izao filaminana izao
Ka dera sy laza ho an’ny Ray
Omaly sy anio ary ho mandrakizay
Tananan’ny razana ka manan-jo`
Fonenan’i izic Dada sy Neny tsy foy
Akany malala ka mamin’ny fo
2.Tazano ny bikany mendrika soa
Tsy avo tsy iva, ny rivotra soa
Talaky masoandro fonenana soa
Nofisi-matory mambabo ny fo
Fiverenana:
Atopazo ny masonao ka jereo dia tafasao
3.Tazano indray re ry havana ô!
Ikopa malaza misosa mankao
Ireo tanimbary manemitra koa
Totroin’Iarivo dia kanto tokoa
4.Hakaro indray re ny masonareo
Tazano iry hziyf tilikambo iry
Tempolin’I Jehovah tononkira.serasera.org izay knqe meva tokoa
Kiady sy manda nosy patrana soa
5.Misaotra ny Tompo isika zareo
Nametraka izao filaminana izao
Ka dera sy laza ho an’ny Ray
Omaly sy anio ary ho mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 293
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 10/12/2025 16:44
