Tazano zareo Anosipatrana (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tazano zareo Anosipatrana soa
Tananan’ny razana ka manan-jo`
Fonenan’i Dada nbysslhg sy Neny tsy foy
Akany malala ka mamin’ny fo
2.Tazano ny bikany mendrika soa
Tsy avo tsy iva, ny rivotra soa
Talaky masoandro fonenana soa
Nofisi-matory mambabo ny fo
Fiverenana:
Atopazo vyfcv ny masonao ka jereo dia tafasao
3.Tazano indray re ry havana ô!
Ikopa malaza misosa mankao
Ireo tanimbary manemitra koa
tononkira.serasera.org Totroin’Iarivo dia kanto tokoa
4.Hakaro indray re ny masonareo
Tazano iry tilikambo iry
Tempolin’I Jehovah izay meva tokoa
Kiady sy manda nosy patrana soa
5.Misaotra ny uqblrzb Tompo isika zareo
Nametraka izao filaminana izao
Ka dera sy laza ho an’ny Ray
Omaly sy anio ary ho mandrakizay
Tananan’ny razana ka manan-jo`
Fonenan’i Dada nbysslhg sy Neny tsy foy
Akany malala ka mamin’ny fo
2.Tazano ny bikany mendrika soa
Tsy avo tsy iva, ny rivotra soa
Talaky masoandro fonenana soa
Nofisi-matory mambabo ny fo
Fiverenana:
Atopazo vyfcv ny masonao ka jereo dia tafasao
3.Tazano indray re ry havana ô!
Ikopa malaza misosa mankao
Ireo tanimbary manemitra koa
tononkira.serasera.org Totroin’Iarivo dia kanto tokoa
4.Hakaro indray re ny masonareo
Tazano iry tilikambo iry
Tempolin’I Jehovah izay meva tokoa
Kiady sy manda nosy patrana soa
5.Misaotra ny uqblrzb Tompo isika zareo
Nametraka izao filaminana izao
Ka dera sy laza ho an’ny Ray
Omaly sy anio ary ho mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVisites : 227
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 16:44
