Tazano zareo Anosipatrana (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. vugoj Tazano zareo Anosipatrana kxpepp soa
Tananan’ny razana ka manan-jo`
Fonenan’i Dada sy Neny tsy foy
Akany malala lnvqlmjm ka mamin’ny fo
2.Tazano ny bikany mendrika soa
Tsy avo tsy iva, ny rivotra soa
Talaky masoandro fonenana soa
Nofisi-matory mambabo ny fo
Fiverenana:
Atopazo ny masonao ka jereo dia tafasao
3.Tazano indray re ry havana ô!
Ikopa malaza misosa mankao
Ireo tanimbary manemitra koa
Totroin’Iarivo dia kanto tokoa
4.Hakaro indray re tononkira.serasera.org ny masonareo
Tazano iry tilikambo iry
Tempolin’I Jehovah izay meva tokoa
Kiady sy manda nosy patrana soa
5.Misaotra ny Tompo isika zareo
Nametraka izao filaminana izao
Ka dera sy laza ho an’ny Ray
Omaly sy anio ary ho mandrakizay
Tananan’ny razana ka manan-jo`
Fonenan’i Dada sy Neny tsy foy
Akany malala lnvqlmjm ka mamin’ny fo
2.Tazano ny bikany mendrika soa
Tsy avo tsy iva, ny rivotra soa
Talaky masoandro fonenana soa
Nofisi-matory mambabo ny fo
Fiverenana:
Atopazo ny masonao ka jereo dia tafasao
3.Tazano indray re ry havana ô!
Ikopa malaza misosa mankao
Ireo tanimbary manemitra koa
Totroin’Iarivo dia kanto tokoa
4.Hakaro indray re tononkira.serasera.org ny masonareo
Tazano iry tilikambo iry
Tempolin’I Jehovah izay meva tokoa
Kiady sy manda nosy patrana soa
5.Misaotra ny Tompo isika zareo
Nametraka izao filaminana izao
Ka dera sy laza ho an’ny Ray
Omaly sy anio ary ho mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAHits : 293
Likes : 0 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 16:44
