Sambatra ny mahatsiaro (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny mahatsiaro ny zklhay malahelo
Jehovah hamonjy azy amin’ny andro fahoriana
Sambatra ny mahatsiaro ny malahelo
Jehovah hitandrina sy hiaro tononkira.serasera.org azy tsy ho jpvnh faty
Hita ho sambatra ambonin’ny tany izy ô !
Ary tsy mba atolotrao vlpsz amin'ny sitrapon’ny fahavalony izy
Jehovah hanohana azy
Eo ambonin’ny farafara hitsaboana azy
Ny fandriany rehetra eo am-paharariana
Dia arovanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329