Sambatra ny mahatsiaro (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jbrt Sambatra ny mahatsiaro ny malahelo
Jehovah hamonjy azy amin’ny tononkira.serasera.org andro fahoriana
Sambatra ny mahatsiaro ny mmygwe malahelo
Jehovah hitandrina sy hiaro azy tsy ho faty
Hita ho sambatra ambonin’ny tany izy ô !
Ary tsy mba atolotrao amin'ny sitrapon’ny fahavalony izy
Jehovah hanohana azy
Eo ambonin’ny farafara hitsaboana azy
Ny fandriany rehetra eo am-paharariana
Dia arovanao nksnch

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319