Sambatra ny mahatsiaro (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ioodzha Sambatra ny mahatsiaro ny malahelo
Jehovah hamonjy azy amin’ny andro fahoriana
Sambatra ny mahatsiaro ny ntccp malahelo
Jehovah hitandrina sy hiaro azy qhptgf tsy ho faty
Hita ho sambatra ambonin’ny tany izy ô !
Ary tsy mba atolotrao amin'ny sitrapon’ny fahavalony izy
Jehovah hanohana azy
Eo tononkira.serasera.org ambonin’ny farafara hitsaboana azy
Ny fandriany rehetra eo am-paharariana
Dia arovanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVisites : 397
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FalyFMZA
Date : 26/01/2026 08:11