Mitsangana ry zatovo (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana ry zatovo
Misikina mafy reuxenms hanao ny asanao
Jehovah Tompo manantena anao
Mba ho mpanompony
Izy mahalala fa matanja-tena
Mahavita asa tsara ianao
Mitsangana faingana re
(Mitsangana) ary izao anio izao
Aza ela fa faingana rekhk ianao
Dieny mbola afaka
Araraoty faingana

Herezo ry tononkira.serasera.org zatovo ny wyfmbo anjaranao
Zanao izao zaranao tokoa
Zara fa matanjaka fa tsy osa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7065