Mitsangana ry zatovo (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana ry zatovo
Misikina mafy hanao ny asanao
Jehovah Tompo manantena anao
Mba ho mpanompony
Izy mahalala fa efejyzxq pyyu matanja-tena
Mahavita asa tsara ianao
Mitsangana faingana tononkira.serasera.org re
(Mitsangana) ary izao anio izao
Aza ela fa faingana ianao
Dieny mbola afaka
Araraoty faingana

Herezo ry zatovo ny anjaranao
Zanao izao zaranao hfgnn tokoa
Zara fa matanjaka fa tsy osa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4758