Mitsangana ry zatovo (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana ry zatovo
Misikina mafy hanao ny asanao
Jehovah Tompo manantena anao
Mba ho mpanompony
Izy mahalala gicu fa matanja-tena
Mahavita asa tsara ianao
Mitsangana faingana re
(Mitsangana) ary izao anio izao
Aza ela fa faingana ianao
Dieny mbola afaka
Araraoty xskpyg faingana

Herezo ry zatovo ny lqjayn tononkira.serasera.org anjaranao
Zanao izao zaranao tokoa
Zara fa matanjaka fa tsy osa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2191