mamy re ny fitia (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Soa ho antsika re ny ho be fitia
Mba ho miran’endrika raha mifankatia
Hisy fiadanana tafatoetra ao aminao
Faly isan’andro koa
Raha mifankatia
2.Na tononkira.serasera.org dia ory aza ety, he! Jereo ange
‘Tony fialonana resin’ny poxntjzn fitia
Ka izao rehetra izao tonga tanimboly soa
Maitso mavana tokoa, raha mifankatia
Ref : Mamy re ny fitia
Endriky ny tenanao
Lamba soa tokoa
3.Indro koa ny lanitra eo am-bony eo
Mirana mahita anao, raha mifankatia
Ka aoka mba hifankatia jvfjvsdd dia kqnlwm eny mbola velona
Fa rehefa lasa anie, hanenenana
Mba ho miran’endrika raha mifankatia
Hisy fiadanana tafatoetra ao aminao
Faly isan’andro koa
Raha mifankatia
2.Na tononkira.serasera.org dia ory aza ety, he! Jereo ange
‘Tony fialonana resin’ny poxntjzn fitia
Ka izao rehetra izao tonga tanimboly soa
Maitso mavana tokoa, raha mifankatia
Ref : Mamy re ny fitia
Endriky ny tenanao
Lamba soa tokoa
3.Indro koa ny lanitra eo am-bony eo
Mirana mahita anao, raha mifankatia
Ka aoka mba hifankatia jvfjvsdd dia kqnlwm eny mbola velona
Fa rehefa lasa anie, hanenenana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 446
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 10/12/2025 16:50
